<-
->

2Mp 23:2 And the king went up into the house of the Lord, and all the men of Judah and all the inhabitants of Jerusalem with him, and the priests, and the prophets, and all the people, both small and great: and he read in their ears all the words of the book of the covenant which was found in the house of the Lord. Dia niakatra ho ao an-tranon' i Jehovah ny mpanjaka, ary nanaraka azy ny lehilahy rehetra amin' ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema mbamin' ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe; ary novakiny teo anatrehany ny teny rehetra tamin' ny bokin' ny fanekena izay hita tao an-tranon' i Jehovah. Dia niakatra ho ao an-tranon' ny Tompo ny mpanjaka mbamin' ny lehilahy rehetra amin' i Jodà, ny mponina ao Jerosalema rehetra, ny mpisorona, ny mpaminany sy ny vahoaka rehetra, hatramin' ny kely indrindra ka hatramin' ny lehibe indrindra, ka novakiny teo anatrehan' izy ireo ny teny rehetra tao amin' ny bokin' ny fanekem-pihavanana izay hita tao an-tranon' ny Tompo. et le roi monta au Temple de Yahvé avec tous les hommes de Juda et tous les habitants de Jérusalem, les prêtres et les prophètes et tout le peuple du plus petit au plus grand. Il lut devant eux tout le contenu du livre de l' alliance trouvé dans le Temple de Yahvé.