<-
->

2Mp 23:19 And all the houses also of the high places that were in the cities of Samaria, which the kings of Israel had made to provoke the Lord to anger, Josiah took away, and did to them according to all the acts that he had done in Bethel. Ary ny trano rehetra tamin' ny fitoerana avo, izay teny amin' ny tanànan' i Samaria, izay nataon' ireo mpanjakan' ny Isiraely ka nahatonga fahatezerana, dia noravan' i Josia koa ka nataony araka izay rehetra efa navony tany Betela. Nofoanan' i Josiasa koa ny trano rehetra teny amin' ny fitoerana avo, amin' ny tanànan' i Samaria, nataon' ny mpanjakan' Israely, ka nampahatezitra an' ny Tompo. Tsy misy hivoasana amin' ny nanaovany an' i Betela no nanaovany azy. Josias fit également disparaître tous les temples des hauts lieux qui étaient dans les villes de la Samarie, et que les rois d' Israël avaient bâtis pour l' irritation de Yahvé et il agit à leur endroit exactement comme il avait agi à Béthel.