<-
->

2Mp 23:15 Moreover the altar that was at Bethel, and the high place which Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin, had made, both that altar and the high place he brake down, and burned the high place, and stamped it small to powder, and burned the grove. Ary ny alitara izay tao Betela sy ny fitoerana avo izay nataon' i Jeroboama, zanak' i Nebata, ilay nampanota ny Isiraely, dia noravany koa; ary nodorany ny fitoerana avo ka notorotoroiny ho vovoka, ary nodorany koa ny Aseraha. Torak' izany koa ny otely tany Betela, ny fitoerana avo nataon' i Jeroboama zanak' i Nabata, ilay nampanota an' Israely; nodorany ny fitoerana avo, noravany izany otely izany mbamin' ny fitoerana avo, nodorany ny fitoerana avo, nataony nanjary vovoka, ary nodorany ny aserah. De même pour l' autel qui était à Béthel, le haut lieu bâti par Jéroboam fils de Nebat qui avait entraîné Israël dans le péché, il démolit aussi cet autel et ce haut lieu, il en brisa les pierres et les réduisit en poussière; il brûla le pieu sacré.