<-
->

2Mp 23:14 And he brake in pieces the images, and cut down the groves, and filled their places with the bones of men. Dia notorotoroiny ny tsangam-baton-tsampy sady nokapainy koa ny Aseraha, ka nofenoiny taolan' olona ny nitoerany. nazerany ny tsangambaton-tsampy, nokapainy ny aserah, ary nofenoiny taolan' olona ny fitoerana nitoerany. Il brisa aussi les stèles, coupa les pieux sacrés et combla leur emplacement avec des ossements humains.