<-
->

2Mp 21:8 Neither will I make the feet of Israel move any more out of the land which I gave their fathers; only if they will observe to do according to all that I have commanded them, and according to all the law that my servant Moses commanded them. Ary tsy hampandeha ny tongotry ny Isiraely intsony hiala amin' ny tany izay nomeko ny razany Aho, raha mba hitandrina ka hanao araka izay rehetra nandidiako azy sy araka ny lalàna rehetra izay nandidian' i Mosesy mpanompoko azy ihany izy. Tsy hampandehandeha ny tongotr' Israely hiala amin' ity tany nomeko ny razany ity intsony aho, raha tahiny mba mikely aina ihany izy hanaraka izay rehetra nandidiako azy, sy ny lalàna rehetra nandidian' i Moizy mpanompoko azy. Je ne ferai plus errer les pas des Israélites loin de la terre que j' ai donnée à leurs pères, pourvu qu' ils veillent à pratiquer tout ce que je leur ai commandé, selon toute la Loi qu' a prescrit pour eux mon serviteur Moïse."