<-
->

2Mp 21:17 Now the rest of the acts of Manasseh, and all that he did, and his sin that he sinned, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Ary ny tantaran' i Manase sisa mbamin' izay rehetra nataony sy ny fahotana izay nataony, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Manase, mbamin' izay rehetra nataony, sy ny fahotana vitany, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà va izany? Le reste de l' histoire de Manassé et tout ce qu' il a fait, les péchés qu' il a commis, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda?