<-
->

2Mp 2:3 And the sons of the prophets that were at Bethel came forth to Elisha, and said unto him, Knowest thou that the Lord will take away thy master from thy head to day? And he said, Yea, I know it; hold ye your peace. Ary nivoaka nankany amin' i Elisa ireo zanaky ny mpaminany izay tao Betela ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa anio no hangalan' i Jehovah ny tomponao hiala ho any ambonin' ny lohanao? Dia hoy izy: Eny, fantatro ihany koa izany, fa mangina ianareo. Ary nivoaka nankeo amin' i Elisea ireo zanaky ny mpaminany tao Betela, ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa halain' ny Tompo anio ny tomponao, avy eo ambonin' ny lohanao? Dia hoy ny navaliny: Mahalala izany ihany koa aho, fa mangina hianareo. Les frères prophètes, qui résident à Béthel, sortirent à la rencontre d' Elisée et lui dirent : "Sais-tu qu' aujourd' hui Yahvé va emporter ton maître par-dessus ta tête?" Il dit : "Moi aussi je sais; silence!"