<-
->

2Mp 19:37 And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech and Sharezer his sons smote him with the sword: and they escaped into the land of Armenia. And Esarhaddon his son reigned in his stead. Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra nankany amin' ny tany Ararata izy mirahalahy. Ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. Ary raha ilay niankohoka teo an-tranon' i Nesraoka andriamaniny iny izy, dia novonoin' i Adramelaka sy Sarasara zanany lahy tamin' ny sabatra, ka nandositra nankany amin' ny tany Ararata ireo. Dia Asaradona zanany no nanjaka nandimby azy. Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek et Saréçer le frappèrent avec l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat. Asarhaddon, son fils, devint roi à sa place.