<-
->

2Mp 18:14 And Hezekiah king of Judah sent to the king of Assyria to Lachish, saying, I have offended; return from me: that which thou puttest on me will I bear. And the king of Assyria appointed unto Hezekiah king of Judah three hundred talents of silver and thirty talents of gold. Ary Hezekia, mpanjakan' ny Joda, naniraka tany amin' ny mpanjakan' i Asyria tany Lakisy nanao hoe: Efa diso aho, ialao aho, fa izay hampitondrainao ahy dia ho entiko. Ary ny mpanjakan' i Asyria nampandoa an' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, talenta volafotsy telon-jato sy talenta volamena telo-polo. Ary Ezekiasa mpanjakan' i Jodà, naniraka hilaza amin' ny mpanjakan' i Asiria tany Lakisa hoe: Efa diso aho, fa mialà amiko hianao, dia hoentiko izay hampitondrainao ahy. Dia talenta volafotsy telon-jato sy talenta volamena telopolo no nasain' ny mpanjakan' i Asiria naloan' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà. Alors Ezéchias, roi de Juda, envoya ce message au roi d' Assyrie, à Lakish : "J' ai mal agi! Détourne de moi tes coups. Je me plierai à ce que tu m' imposeras." Le roi d' Assyrie exigea d' Ezéchias, roi de Juda, 300 talents d' argent et 30