<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 17:13 | Yet the |
Nefa ny mpaminany rehetra sy ny mpahita rehetra dia nasain' i Jehovah nananatra ny Isiraely sy ny Joda hoe: Mialà amin' ny lalanareo ratsy, ary tandremo ny lalàko sy ny didiko, araka ny lalàna rehetra izay nandidiako ny razanareo sy izay nanirahako ny mpaminany mpanompoko ho aminareo. | Nitsangan-ko vavolombelona anefa Iaveh tamin' ny alalan' ny mpaminany sy ny mpahitany niampanga an' Israely sy Jodà nanao hoe: Miverena avy amin' ny lalan-dratsinareo, ka tandremo ny didy amam-pitsipiko, amim-panarahana ny lalàna manontolo, nandidiako ny razanareo sy nampitondraiko ny mpaminany mpanompoko, ho any aminareo. | Pourtant, |