<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 16:8 | And |
Ary nalain' i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena izay hita tao an-tranon' i Jehovah sy tao amin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka, dia nampanateriny ho fanomezana ho an' ny mpanjakan' i Asyria. | Ary nalain' i Akaza ny volafotsy sy volamena hita tao an-tranon' ny Tompo, sy tao amin' ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka, nampitondrainy ho fanomezana ny mpanjakan' i Asiria. |