<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 15:8 | In the thirty and eighth year of |
Tamin' ny taona fahavalo amby telo-polo nanjakan' i Azaria, mpanjakan' ny Joda, no nanjakan' i Zakaria, zanak' i Jeroboama, tamin' ny Isiraely, ary nanjaka enim-bolana tao Samaria izy. | Tamin' ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan' i Azariasa mpanjakan' i Jodà no vao nanjaka tamin' Israely tao Samaria kosa Zakariasa zanak' i Jeroboama. Enim-bolana no nanjakany. | En la trente-huitième année d' |