<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 15:33 | Five and twenty years old was he when he began to reign, and he reigned sixteen years in |
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin' i Zadoka. | Dimy amby roapolo taona izy fony vao nanjaka, ary enina ambin' ny folo taona no nanjakany, tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanak' i Sadaoka. | Il avait 25 ans à son avènement et il régna seize ans à |