<-
->

2Mp 14:9 And Jehoash the king of Israel sent to Amaziah king of Judah, saying, The thistle that was in Lebanon sent to the cedar that was in Lebanon, saying, Give thy daughter to my son to wife: and there passed by a wild beast that was in Lebanon, and trode down the thistle. Fa Joasy mpanjakan' ny Isiraely, naniraka tany amin' i Amazia, mpanjakan' ny Joda, nanao hoe: Ny tsilo izay tany Libanona naniraka tamin' ny hazo sedera izay tany Libanona nanao hoe: Omeo ny zanako-lahy ny zanakao-vavy ho vadiny; ary dia namaky teo ny bibi-dia tany Libanona ka nanosihosy ny tsilo. Ary Joasa mpanjakan' Israely naniraka hamaly an' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà: Ny tsilo ao amin' ny Libana no naniraka hilaza tamin' ny hazo sedra ao amin' i Libana hoe: Omeo ho vadin' ny zanako lahy ny zanakao vavy; ka ny biby dia ao amin' i Libana nandalo nanosihosy ny tsilo. Joas, roi d' Israël, retourna ce message à Amasias, roi de Juda : "Le chardon du Liban manda ceci au cèdre du Liban : Donne ta fille pour femme à mon fils, mais les bêtes sauvages du Liban passèrent et foulèrent le chardon.