<-
->

2Mp 14:11 But Amaziah would not hear. Therefore Jehoash king of Israel went up; and he and Amaziah king of Judah looked one another in the face at Bethshemesh, which belongeth to Judah. Fa tsy nanaiky Amazia. Koa dia niakatra Joasy, mpanjakan' ny Isiraely; ary izy sy Amazia, mpanjakan' ny Joda, nihaona tany Beti-semesy izay any Joda. Tsy nihaino azy anefa Amasiasa, ka dia niakatra Joasa mpanjakan' Israely, ary nifankahita nifanatrika tao Bethsamesa izay an' i Jodà izy sy Amasiasa mpanjakan' i Jodà. Mais Amasias n'écouta pas, et Joas, roi d' Israël, se mit en campagne. Ils se mesurèrent, lui et Amasias, roi de Juda, à Bet-Shémesh qui appartient à Juda.