<-
->

2Mp 14:1 In the second year of Joash son of Jehoahaz king of Israel reigned Amaziah the son of Joash king of Judah. Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Joasy, zanak' i Joahaza, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Amazia, zanak' i Joasy, mpanjakan' ny Joda. Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Joasa, zanak' i Joakaza mpanjakan' Israely, no vao nanjaka Amasiasa zanak' i Joasa, mpanjakan' i Jodà. En la deuxième année de Joas fils de Joachaz, roi d' Israël, Amasias fils de Joas devint roi de Juda.