<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 13:6 | Nevertheless they departed not from the sins of the house of |
Kanefa tsy niala tamin' ny fahotan' ny taranak' i Jeroboama, izay nampanotany ny Isiraely, izy, fa nandeha tamin' izany ihany, ary na dia ilay Aseraha aza dia mbola tao Samaria ihany. | Kanefa izy ireo tsy mba niala tamin' ny fahotan' ny tranon' i Jeroboama, izay nampanota an' Israely, fa nizotra tamin' izany, ary na ny aseraha aza, mbola nitsangana tao Samaria. | Seulement, ils ne se détournèrent pas du péché de |