<-
->

2Mp 12:19 And the rest of the acts of Joash, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Ary Joasy, mpanjakan' ny Joda, naka ny zavatra rehetra izay nohamasinin' ny mpanjakan' ny Joda razany, dia Josafata sy Jehorama sy Ahazia, mbamin' ny zavatra nohamasinin' ny tenany koa sy ny volamena rehetra hita tamin' ny rakitra, na ny tao an-tranon' i Jehovah, na ny tao an-tranon' ny mpanjaka, ary nampitondrainy ho any amin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria, izany; ka dia niverina tsy nankany Jerosalema Hazaela. Fa nalain' i Joasa mpanjakan' i Jodà kosa ny zava-boahasina rehetra izay nohamasinin' ny razany, Josafata, Jorama, Okoziasa mpanjakan' i Jodà, sy izay nohamasin' ny tenany, mbamin' ny volamena rehetra izay tao amin' ny rakitry ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka; ka nampanateriny ho an' i Hazaela mpanjakan' i Siria avokoa izany, dia lasa lavitra an' i Jerosalema izy io. Joas, roi de Juda, prit tout ce qu' avaient consacré les rois de Juda, ses pères, Josaphat, Joram et Ochozias, ce qu' il avait consacré lui-même et tout l' or qu' on trouva dans les trésors du Temple de Yahvé et du palais royal; il envoya le tout à Hazaèl, roi d' Aram, et celui-ci s'éloigna de Jérusalem.