<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 10:25 | And it came to pass, as soon as he had made an end of offering the burnt offering, that |
Ary rehefa vita ny nanaterany ny fanatitra dorana, dia hoy Jeho tamin' ny mpiambina sy ny mpanafika malaza: Midira, ka vonoy, ary aza avela hisy ho tafavoaka. Dia namely azy tamin' ny lelan-tsabatra izy; ary ny mpiambina sy ny mpanafika malaza dia nanary ny faty ary niditra tao amin' ny tanàna nisy ny tranon' i Bala. | Vao tapitra ny fanaterana ny sorona dorana, dia hoy Jeho tamin' ireo mpihazakazaka sy manamboninahitra: Midira, vonoy ireo, ka aza asiana iray tafavoaka! Dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra ireo; narian' ny mpihazakazaka sy ny manamboninahitra teo ireo; dia niditra tao amin' ny fitoerana masin' ny tranon' i Baala izy, | Lorsque |