<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 10:22 | And he said unto him that was over the vestry, Bring forth vestments for all the worshippers of |
Dia hoy Jeho tamin' ny mpitahiry ny fitafiana: Amoahy fitafiana ny mpanompon' i Bala rehetra. Ary dia namoaka ny fitafiana ho azy izy. | Ary hoy Jeho tamin' ny mpiambina ny trano fitehirizana akanjo: Amoahy akanjo avokoa ny mpanompon' i Baala rehetra. Dia namoaka akanjo ho azy ireo izy. |