<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 10:19 | Now therefore call unto me all the prophets of |
Koa ankehitriny vorio ho atý amiko ny mpaminanin' i Bala rehetra, ny mpanompony rehetra sy ny mpisorony rehetra; aza avela hisy tsy ho tonga na dia iray akory aza; fa hamono zavatra betsaka ho fanatitra ho an' i Bala aho; koa na iza na iza tsy ho tonga, dia tsy hovelomina izy. Kanjo Jeho nanao izany ho fihendrena handringanany ny mpanompon' i Bala. | Koa ankehitriny vorio hankaty amiko avokoa ny mpaminanin' i Baala rehetra sy ny mpanompony rehetra, ary ny mpisorony rehetra: aza misy tsy tonga na dia iray aza, fa hanatitra sorona lehibe amin' i Baala aho, ka tsy hovelomina izay tsy tonga na iza na iza. Kanjo hafetsena no nanaovan' i Jeho izany, handringanana ny mpanompon' i Baala. Hoy Jeho: | Maintenant, appelez-moi tous les prophètes de |