<-
->

2Mp 10:18 And Jehu gathered all the people together, and said unto them, Ahab served Baal a little; but Jehu shall serve him much. Ary Jeho namory ny vahoaka rehetra ka nanao taminy hoe: Ahaba nanompo an' i Bala kelikely ihany, fa Jeho no hanompo azy fatratra. Nony efa izany, novorin' i Jeho ny vahoaka rehetra, ka hoy izy taminy: Kely no nanompoan' i Akaba an' i Baala, fa fatratra no hanompoan' i Jeho azy. Jéhu rassembla tout le peuple et lui dit : "Achab a vénéré Baal un peu, Jéhu va le vénérer beaucoup.