<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 8:53 | For thou didst separate them from among all the people of the earth, to be thine inheritance, as thou spakest by the hand of |
Fa Hianao, Jehovah, Tompo ô no nanavaka azy tamin' ny firenena rehetra ambonin' ny tany ho lovanao, araka izay nampilazainao an' i Mosesy mpanomponao tamin' ny nitondranao ny razanay nivoaka avy tany Egypta. | Fa navahanao tamin' ny vahoaka rehetra eto an-tany izy mba ho anao, mba ho lovanao, araka ny voalazanao tamin' i Moizy mpanomponao, fony hianao nitondra ny razanay nivoaka avy tany Ejipta, ry Iaveh Tompo ô! | Car c' est toi qui les as mis à part comme ton héritage, parmi tous les peuples de la terre, ainsi que tu l' as déclaré par le ministère de ton serviteur |