<-
->

1Mp 5:28 Ireo no nirahiny hankany Libàna nifandimby isam-bolana, natao iray alina avy, ka iray volana izy no tany Libàna, roa volana kosa mba tany an-tranony, ary Adonirama no nifehy ny olona mpanao fanompoana. Il les envoya au Liban, dix mille par mois, à tour de rôle : ils étaient un mois au Liban et deux mois à la maison ; Adoram était chef de la corvée.