<-
->

1Mp 18:19 Now therefore send, and gather to me all Israel unto mount Carmel, and the prophets of Baal four hundred and fifty, and the prophets of the groves four hundred, which eat at Jezebel' s table. Ary ankehitriny maniraha hamory ny Isiraely rehetra hihaona amiko any an-tendrombohitra Karmela, ary ny mpaminanin' i Bala dimam-polo amby efa-jato sy ny mpaminanin' ny Aseraha efa-jato, izay mihinana eo amin' ny latabatr' i Jezebela. Koa ankehitriny, maniraha olona hamory an' Israely rehetra ao amiko, any an-tendrombohitra Karmela, mbamin' ny mpaminanin' i Baala dimampolo amby efa-jato sy ny mpaminanin' i Astarte efa-jato, izay mihinana amin' ny latabatr' i Jezabela. Maintenant, envoie rassembler tout Israël près de moi sur le mont Carmel, avec les quatre cent cinquante prophètes de Baal, qui mangent à la table de Jézabel. "