<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 16:34 | In his days did |
Tamin' ny andron' i Ahaba no nanorenan' i Hiela Betelita an' i Jeriko; ny ain' i Abìrama lahimatoany no sazin' ny nanorenany ny fanambaniny, ary ny ain' i Segoba faralahiny no sazin' ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Josoa, zanak' i Nona. | Fahavelony dia nanorina an' i Jerikao, Hielà avy any Betela, kanjo ny ain' i Abirama lahimatoany, no sazin' ny nanorenany ny fotony, ary ny ain' i Segoba zanany faralahy, no sazin' ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin' ny Tompo izay nolazainy tamin' ny alalan' i Josoe zanak' i Nona. | De son temps, |