<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 16:29 | And in the thirty and eighth year of |
Ary Ahaba, zanak' i Omry, vao nanjaka tamin' ny Isiraely tamin' ny taona fahavalo amby telo-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, ary nanjaka tamin' ny Isiraely tao Samaria roa amby roa-polo Taona izy. | Tamin' ny taona fahavalo amby telopolon' i Asà mpanjakan' i Jodà no tonga mpanjakan' Israely kosa Akaba zanak' i Amrì, ary roa amby roapolo taona no nanjakan' i Akaba zanak' i Amrì, tao Samaria, tamin' Israely. |