<-
->

1Mp 15:9 And in the twentieth year of Jeroboam king of Israel reigned Asa over Judah. Ary tamin' ny taona faharoa-polo nanjakan' i Jeroboama, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Asa tamin' ny Joda. Tamin' ny taona faharoapolon' ny nanjakan' i Jeroboama, mpanjakan' Israely, no nahatongavan' i Asà ho mpanjakan' i Jodà. La vingtième année de Jéroboam, roi d' Israël, Asa devint roi de Juda