<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 15:23 | The rest of all the acts of |
Ary ny tantaran' i Asa sisa rehetra sy ny heriny rehetra mbamin' izay rehetra nataony ary ny tanàna izay nataony, tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Nefa kosa tamin' ny andro fahanterany dia narary tamin' ny tongony izy. | Ny sisa tamin' ny asa vitan' i Asà, mbamin' ny herim-po nasehony sy izay rehetra nataony ary ny tanàna naoriny, moa izany va tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà? Narary tongotra anefa izy nandritra ny andron' ny fahanterany. | Le reste de l' histoire d' |