<-
->

1Mp 15:17 And Baasha king of Israel went up against Judah, and built Ramah, that he might not suffer any to go out or come in to Asa king of Judah. Ary Basa, mpanjakan' ny Isiraely, niakatra hamely ny Joda, dia nanamboatra an' i Rama mba tsy hisy hahazo hivoaka sy hiditra ho any amin' i Asa, mpanjakan' ny Joda. Niakatra hamely an' i Jodà Baasà, mpanjakan' Israely, ary nanorina an' i Ramà izy, mba hisakana ny vahoakan' i Asà tsy hahazo mivoaka sy miditra. Basha, roi d' Israël, marcha contre Juda et il fortifia Rama pour bloquer les communications d' Asa, roi de Juda.