<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 13:4 | And it came to pass, when king |
Ary nony ren' i Jeroboama mpanjaka ny tenin' ny lehilahin' Andriamanitra izay niantso ny alitara tao Betela, dia naninjitra ny tànany niala tamin' ny alitara izy ka nanao hoe: Hazony ilehio. Dia maty iny tànany nahinjiny nanondro azy iny ka tsy azony noketrahina intsony. | Nony ren' i Jeroboama mpanjaka ny tenin' ity olon' Andriamanitra, niantso amin' ny otely tao Betela dia naninjitra ny tànany avy eo ambony otely izy, ka nanao hoe: Sambory ilay io. Kanjo maina tery ny tànany izay nahinjiny hanondro azy, ka tsy azony navonkina intsony. | Quand le roi entendit ce que l' homme de |