<-
->

1Mp 13:12 And their father said unto them, What way went he? For his sons had seen what way the man of God went, which came from Judah. Ary hoy rainy taminy: Aiza no lalana nalehany ? Fa ny zanany efa nahita ny lalana nalehan' ilay lehilahin' Andriamanitra izay tonga avy tany Joda. Dia hoy ny rainy tamin' izy ireo: Aiza no làlana nalehany? Fa hitan' ireto zanany kosa ny làlana nomban' ilay olon' Andriamanitra izay tonga avy tany amin' i Jodà. Celui-ci leur demanda : " Quel chemin a-t-il pris ? " et ses fils lui montrèrent le chemin qu' avait pris l' homme de Dieu qui était venu de Juda.