<-
->

1Mp 12:33 So he offered upon the altar which he had made in Bethel the fifteenth day of the eighth month, even in the month which he had devised of his own heart; and ordained a feast unto the children of Israel: and he offered upon the altar, and burnt incense. Ary nanatitra fanatitra teo ambonin' ny alitara izay nataony tao Betela izy tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo amin' ny volana fahavalo, volana izay notendreny araka ny sitrapony ihany; ary nanao andro firavoravoana ho an' ny Zanak' Isiraely izy sady nanatitra fanatitra teo ambonin' ny alitara sy nandoro ditin-kazo manitra. Dia niakatra teo ambin' ny otely nataony tany Betela izy, tamin' ny andro fahavalo, izay volana nofidin' ny tenany. Ary namorona fety ho an' ny zanak' Israely izy, ka niakatra teo amin' ny otely handoro ny fanatitra. Il monta à l' autel qu' il avait fait, le quinzième jour du huitième mois, le mois qu' il avait arbitrairement choisi ; il institua une fête pour les Israélites et il monta à l' autel pour offrir le sacrifice.