<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 12:27 | If this people go up to do sacrifice in the house of the |
fa raha miakatra hamono zavatra hatao fanatitra ao amin' ny tranon' i Jehovah any Jerosalema ny vahoaka, dia hody amin' ny tompony indray ny fony dia amin-dRehoboama, mpanjakan' ny Joda, ary dia hamono ahy izy ka hiverina any amin-dRehoboama, mpanjakan' ny Joda, indray. | Raha miakatra hanao sorona any an-tranon' ny Tompo any Jerosalema ny vahoaka, hitodika ny fon' ity vahoaka ity hankany amin' ny tompony indray, amin-dRoboama mpanjakan' i Jodà, dia hamono ahy ka hiverina amin-dRoboama mpanjakan' i Jodà. | Si ce peuple continue de monter au Temple de |