<-
->

2Sm / 2Sam 8:5 And when the Syrians of Damascus came to succour Hadadezer king of Zobah, David slew of the Syrians two and twenty thousand men. Ary tonga ny Syriana avy tany Damaskosy hanampy an' i Hadadezera, mpanjakan' i Zoba; dia nahafatesan' i Davida olona roa arivo sy roa alina koa ny Syriana. Tonga namonjy an' i Hadadezera mpanjakan' i Sobà koa ny Siriana avy any Damasa, ka noresen' i Davida ny roa alina tamin' ny Siriana. Les Araméens de Damas vinrent au secours de Hadadézer, roi de Çoba, mais David tua aux Araméens vingt-deux mille hommes.