<-
->

2Sm / 2Sam 24:2 For the king said to Joab the captain of the host, which was with him, Go now through all the tribes of Israel, from Dan even to Beersheba, and number ye the people, that I may know the number of the people. Dia hoy ny mpanjaka tamin' i Joaba, komandin' ny miaramila, izay teo aminy: Mandehana mitety ny firenen' isiraely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba, ary alaminonareo ny vahoaka mba ho fantatro ny isany. Dia hoy ny mpanjaka tamin' i Joaba, filohan' ny tafika, izay teo aminy: Mandehana tetezo ny fokon' Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Bersabea, hahafantarako ny isan' ny vahoaka. Le roi dit à Joab et aux chefs de l' armée qui étaient avec lui : " Parcourez donc toutes les tribus d' Israël, de Dan à Bersabée, et faites le recensement du peuple afin que je sache le chiffre de la population. "