<-
->

2Sm / 2Sam 21:2 And the king called the Gibeonites, and said unto them; (now the Gibeonites were not of the children of Israel, but of the remnant of the Amorites; and the children of Israel had sworn unto them: and Saul sought to slay them in his zeal to the children of Israel and Judah.) Ary ny mpanjaka nampaka ny Gibeonita ka nanao taminy hoe (ny Gibeonita tsy mba isan' ny Zanak' Isiraely, fa sisa tamin' ny Amorita, ary ny Zanak' Isiraely efa nianiana taminy; nefa Saoly nitady izay hamelezany azy amin' ny firehetan' ny fitiavany ny Zanak' Isiraely sy ny Joda), Dia nampaka ny Gabaonita ny mpanjaka sy nilaza taminy hoe: Tsy mba isan' ny zanak' Israely ny Gabaonita, fa avy amin' ny sisan' ny Amoreana. Efa nifanaiky tamin' izy ireo tamim-pianianana ny zanak' Israely, nefa nitady izay hamelezana azy Saola noho ny fahazotoany hiaro ny zanak' Israely sy Jodà. - Le roi convoqua les Gabaonites et leur dit. - Ces Gabaonites n'étaient pas des Israélites, ils étaient un reste des Amorites, envers qui les Israélites s'étaient engagés par serment. Mais Saül avait cherché à les abattre dans son zèle pour les Israélites et pour Juda. -