<-
->

2Sm / 2Sam 20:5 So Amasa went to assemble the men of Judah: but he tarried longer than the set time which he had appointed him. Ary dia lasa Arnasa namory ny Joda, fa nandiso ny fotoan' andro nomeny azy izy. Dia niainga Amasà hamory an' i Jodà nefa tratra aorian' ny fotoana nomen' ny mpanjaka azy izy. Amasa partit pour convoquer Juda, mais il tarda au-delà du terme que David lui avait fixé.