<-
->

2Sm / 2Sam 2:7 Therefore now let your hands be strengthened, and be ye valiant: for your master Saul is dead, and also the house of Judah have anointed me king over them. Ary ankehitriny, aoka hampaherezina anie ny tananareo, ary aoka hatanjaka ianareo; fa maty Saoly tomponareo, ary izaho no nohosoran' ny firenen' i Joda ho mpanjakany. Ary amin' izao hankaherezina anie ny tànanareo, ka ho lehilahy mahery hianareo! Fa maty izay Saola tomponareo, ary izaho no natsangan' ny fokon' i Jodà ho mpanjakany. Et maintenant prenez courage et soyez braves, car Saül votre seigneur est mort. Quant à moi, la maison de Juda m' a oint pour être son roi. "