<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 17:14 | And |
Ary hoy Absaloma sy ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely: Tsara noho ny hevitra nataon' i Ahitofela ny nataon' i Hosay Arkita. Fa efa notendren' i Jehovah ho foana ny sain-dalina nataon' i Ahitofela, hampidiran' i Jehovah loza amin' i Absaloma. | Dia hoy Absaloma sy ny lehilahy rehetra amin' Israely: Aleo ny hevitr' i Kosaia Arakita toy izay ny hevitr' i Akitofela. Fa efa notapahin' ny Tompo ny mampanjary ho tsinontsinona ny hevitra tsara nomen' i Akitofela, mba hampidiran' ny Tompo loza amin' i Absaloma. |