<-
->

2Sm / 2Sam 16:21 And Ahithophel said unto Absalom, Go in unto thy father' s concubines, which he hath left to keep the house; and all Israel shall hear that thou art abhorred of thy father: then shall the hands of all that are with thee be strong. Dia hoy Ahitofela tamin' i Absaloma: Midira ao amin' ny vaditsindranon-drainao, izay nampiandrasiny trano; dia ho ren' ny Isiraely rehetra fa efa nanamaimbo tena eo anatrehan-drainao ianao, ka dia hahery ny tànan' izay rehetra momba anao. Dia hoy Akitofela tamin' i Absaloma: Mandehana amin' ny vaditsindrano navelan-drainao hiandry trano, dia ho hitan' Israely rehetra amin' izany fa manao izay hahatafintohina an-drainao aminao hianao, ka dia hihamahery ny tànan' izay rehetra momba anao. Ahitophel répondit à Absalom : " Approche-toi des concubines de ton père, qu' il a laissées pour garder le palais : tout Israël apprendra que tu t' es rendu odieux à ton père et le courage de tous tes partisans en sera affermi. "