<-
->

2Sm / 2Sam 12:8 And I gave thee thy master' s house, and thy master' s wives into thy bosom, and gave thee the house of Israel and of Judah; and if that had been too little, I would moreover have given unto thee such and such things. ary nomeko anao ny tranon' ny tomponao sy ny vadin' ny tomponao ho andefimandrinao, ary nomeko anao koa ny firenen' Isiraely sy Joda; ary raha mbola tsy ampy ho anao izany, dia ho nomeko bebe kokoa ianao; ny tranon' ny tomponao nomeko anao; ny vadin' ny tomponao nataoko teo am-pofoanao; ny taranak' Israely sy Jodà natolotro anao, ary raha kely loatra izany mbola ho nampiako izao sy izao koa. je t' ai livré la maison de ton maître, j' ai mis dans tes bras les femmes de ton maître, je t' ai donné la maison d' Israël et de Juda et, si ce n' est pas assez, j' ajouterai pour toi n' importe quoi.