<-
->

2Sm / 2Sam 12:23 But now he is dead, wherefore should I fast? can I bring him back again? I shall go to him, but he shall not return to me. Kanjo maty izy izao, ka nahoana aho no hifady hanina intsony? Mahay mampiverina azy va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina etý amiko intsony. Fa rahefa maty kosa izy ankehitriny dia ahoana indray no hifadiako hanina? Mahay mamerina azy indray va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina hankaty amiko intsony! Maintenant qu' il est mort, pourquoi jeûnerais-je ? Pourrais-je le faire revenir ? C' est moi qui m' en vais le rejoindre, mais lui ne reviendra pas vers moi. "