<-
->

Gen / Jen 8:1 And God remembered Noah, and every living thing, and all the cattle that was with him in the ark: and God made a wind to pass over the earth, and the waters asswaged; Ary Andriamanitra nahatsiaro an' i Noa mbamin' ny bibi-dia rehetra ary ny biby fiompy rehetra, izay niara-nitoetra taminy tao anatin' ny sambo-fiara; ary Andriamanitra nampandeha rivotra eran' ny tany, ka dia nihena ny rano. Ary Andriamanitra nahatsiaro an' i Noe sy ny biby ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao an-tsambo fiara; ary Andriamanitra nandefa rivotra tamin' ny tany ary nihena ny rano; Alors Dieu se souvint de Noé et de toutes les bêtes sauvages et de tous les bestiaux qui étaient avec lui dans l' arche; Dieu fit passer un vent sur la terre et les eaux désenflèrent.