<-
->

Gen / Jen 49:30 In the cave that is in the field of Machpelah, which is before Mamre, in the land of Canaan, which Abraham bought with the field of Ephron the Hittite for a possession of a buryingplace. ao anatin' ny zohy izay any amin' ny saha Makpela, izay tandrifin' i Mamre, any amin' ny tany Kanana, dia ilay novidin' i Abrahama mbamin' ny saha tamin' i Efrona Hetita ho tany fandevenana. anatin' ny zohy amin' ny saha Makpelà, tandrifin' i Mambre, any amin' ny tany Kanaana: dia izay novidin' i Abrahama mbamin' ny saha, tamin' i Efrona, Heteana, hananany fasana ho azy. dans la grotte du champ de Makpéla, en face de Mambré, au pays de Canaan, qu' Abraham a achetée à Éphrôn le Hittite comme possession funéraire.