<-
->

Gen / Jen 46:30 And Israel said unto Joseph, Now let me die, since I have seen thy face, because thou art yet alive. Ary hoy Isiraely tamin' i Josefa: Aoka ho faty amin' izao aho, satria efa hitako ny tavanao, fa mbola velona ihany ianao. Ary hoy Israely tamin' i Josefa: Tsy mampaninona ahy intsony ny ho faty amin' izao, fa efa nahita tava anao aho, ary mbola velona ihany hianao. Israël dit à Joseph : Pour lors, je puis mourir, après que j' ai vu ton visage et que tu es encore vivant !