<-
->

Gen / Jen 43:16 And when Joseph saw Benjamin with them, he said to the ruler of his house, Bring these men home, and slay, and make ready; for these men shall dine with me at noon. Ary Josefa, raha nahita an' i Benjamina niaraka taminy, dia nanao tamin' ny mpikarakara ny tao an-tranony hoe: Ampidiro atsy an-trano ireo lehilahy ireo, dia amonoy zavatra izy ka anaovy nahandro; fa hiara-mihinana amiko izy raha mitataovovonana ny andro. Vao nahita an' i Benjamina niaraka tamin' izy ireo Josefa, dia nilaza tamin' ny mpikarakara ny tranony hoe: Ampandrosoy ao an-trano ireo lehilahy ireo, dia hamonoy zavatra sy anaovy nahandro, fa hiara-mihinana amiko ireo olona ireo amin' ny mitatao vovonana. Quand Joseph les vit avec Benjamin, il dit à son intendant : Conduis ces gens à la maison, abats une bête et apprête-la, car ces gens mangeront avec moi à midi.