<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 4:15 | And the |
Ary hoy Jehovah taminy: Noho izany na iza na iza hamono an' i Kaina, dia hovaliana fito eny izy. Ary Jehovah nanao famantarana ho an' i Kaina; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy. | Hoy Iaveh taminy: Izao àry: Raha misy hamono an' i Kaina dia valiana faty impito heny Kaina. Ary nasian' ny Tompo famantarana tamin' i Kaina mba tsy hisy hamono azy izay mifanena aminy. |