<-
->

Gen / Jen 38:8 And Judah said unto Onan, Go in unto thy brother' s wife, and marry her, and raise up seed to thy brother. Ary hoy Joda tamin' i Onana: Vadio ny vadin' ny rahalahinao, ka ento loloha izy, dia velomy maso ny rahalahinao. Dia hoy Jodà tamin' i Onàna: Mandehàna amin' ny vadin-drahalahinao, ento loloha izy, mba hamelomanao maso ny rahalahinao. Alors Juda dit à Onân : Va vers la femme de ton frère, remplis avec elle ton devoir de beau-frère et assure une postérité à ton frère.