<-
->

Gen / Jen 38:23 And Judah said, Let her take it to her, lest we be shamed: behold, I sent this kid, and thou hast not found her. Dia hoy Joda: Aoka ho lasany ho azy, fandrao ho afa-baraka isika; indro, efa nampanateriko ity zanak' osy ity, nefa ianao tsy nahita an-dravehivavy. Ka hoy Jodà: Aoka hotanany ny antoka; fa tsy tokony hihomehezan' olona foana isika; indro fa efa nampanateriko ny zanak' osy ary hianao tsy nahita azy kosa. Juda reprit : Qu' elle garde tout : il ne faut pas qu' on se moque de nous, mais j' ai bien envoyé le chevreau que voici, et toi, tu ne l' as pas retrouvée.